🎧 Tongasoa eto amin’ny Tuto son gasy 🇲🇬

TUTO SØN GASY dia chaîne YouTube natokana ho an’ny tontolon’ny son sy ny asan’ny technicien du son.
Eto aho dia mizara aminareo ny fahalalana sy traikefa azoko nandritra ny asa, na amin’ny studio, na amin’ny live, na amin’ny asa andavanandro.

Ao amin’ny chaîne ianao dia hahita :

🎛️ Tutos sy fanazavana mazava momba ny son sy ny matériel
🎚️ Torohevitra ilaina ho an’izay te hiditra na hivoatra amin’ny métier de technicien du son
📹 Vlogs sy fizarana traikefa avy amin’ny asa sy ny fiainana andavanandro
🎙️ Resaka son amin’ny fomba tsotra, azo takarina ary mifanaraka amin’ny zava-misy

Ny tanjon’ity chaîne ity dia ny mizara fahalalana, manampy, ary mampandroso ny tontolon’ny son, indrindra ho an’ny Malagasy liana amin’ity sehatra ity.

👉 Raha tia son ianao na te hiroso lalina kokoa, dia manasa anao hi s'abonner ary araho ny TUTO amin'ny tenintsika Malagasy


TUTO SØN GASY

Une nouvelle session 🎧

4 days ago | [YT] | 0

TUTO SØN GASY

Un projet dont j'ai pu participer avec l'équipe ‪@4FPROD‬

1 month ago | [YT] | 0

TUTO SØN GASY

Projet iray miaraka amiko

2 months ago | [YT] | 1

TUTO SØN GASY

Araho ny mix nataoko farany ato.

4 months ago | [YT] | 0

TUTO SØN GASY

Projet iray miaraka amiko ihany

7 months ago | [YT] | 0

TUTO SØN GASY

Suivez cette plateforme qui représente également mon travail en tant qu'ingénieur du Son

8 months ago | [YT] | 0

TUTO SØN GASY

Izaho ihany koa dia mampanao formation régisseur de son ho anareo izay liana.
Na fiangonana, na spectacle, na te handeha lavitra kokoa amin'ny son dia aza misalasala fa amboarintsika ny fotoana.

Araho koa ny instagram misy ny asa ataoko aty europe : www.instagram.com/k4fprod/

1 year ago | [YT] | 7